Mila miambina (Gasy Tsara Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..Variana bé ity...
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakzn'ny lanitra anie efa akaiky eh...
1-Efa miseho daholo,izao rehetr ' izao..
Nefa toa tsy taitra akory ianao...
Mila miambina anie oah...(2 fois)
Mila vavaka mafonja....(2fois)
Raha ho any an-danitra eeehh
Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..
Variana bé ity...
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakzn'ny lanitra anie efa akaiky eh...
2-Aza varimbariana ami-fiainana mandalô
Ny Tompontsika anie saropiarô
Tsy azo hafangarô..
Mila miambina anie oah..(2)
Mila vavaka mafonja
Raha ho any an-danitra....
Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..
Variana bé ity...
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakzn'ny lanitra anie efa akaiky eh...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gasy Tsara MideraVangy : 196
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Steevio
Daty : 07/06/2024 13:23