fiderana be (Gasy Tsara Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahaiza misaotra amin'ny zavatra rehetra ah
fa izany no sitrak'Andriamanitra
mahaiza mifaly eeee amin'izay eo an-tananao
ny Tompo mahalala tononkira.serasera.org izay mahasoa anao ehh ehh (x2)
mitsikitsikia amin'izay dia andao hidera
hiara-handihy aminay fa tonga ny leeera
mitsikitsikia amin'izay dia andao hideeeera
hiara-handihy aminay fa tonga ny leeeeeera
ieee ie ie ao tsara eh (tsara eh)
ieee ie ie ao tsara jcgev eh (tsara eh)
fiderana be ao tsara eh (tsara eh)
Jesoa no asandratra eh ao tsara eh ((tsara eh) (x2)
....... ........
aza kivikivy, aza kivikivy, manana fanantenana
ny Andriamanitra tompoinao, Andriamanitry ny fahagagana
(aoka izay) ny alahelo (aok'izay)
Jesoa no miahy ny fiainanao fitahiana no ao ambadik'izao
(aok'izay) ny adin-tsaina (aoka izay)
mitsangana, mandehana, matokia, mitsikia
ieee ie ie ao tsara eh (tsara eh)
ieee ie ie ao tsara eh (tsara eh)
fiderana be ao tsara eh (tsara eh)
Jesoa no asandratra eh ao tsara eh ((tsara eh) (x2)
....... ....... ....... .......
mirodorodo, mirodorodo, mirodorodo, (ooeeeeehh)
mirodorodo, mirodorodo, mirodorodo, (ooeeeeehh)
miara-mifaly dia miara-mandihy yxfxa fiderana tsy misy ohatr'ity
miara-mifaly dia miara-mandihy miankavanana miankavia lkyby (x2)
........ ........ ........ ........
........ ao tsara eh (tsara eh)
........ ao tsara eh (tsara eh)
fiderana be ao tsara eh (tsara eh)
Jesoa no asandratra eh ao tsara eh (tsara eh)
........ ao tsara eh (tsara eh)
........ ao tsara eh (tsara eh)
fiderana be ao tsara eh (tsara eh)
Jesoa no asandratra eh ao tsara eh (tsara eh)
.......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gasy Tsara MideraVangy : 810
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 02/09/2025 09:24