Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako Ianao Jesoa (Gasy Tsara Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Tiako Ianao Jesoa, tena tiako
Satria Ianao efa fa tia ahy taloha
Nividy ahy tamin'ny rànao soa
Efa very aho, raha tsy teo Ianao
Andriamanitra tsara fanahy, Tompo be fitiavana.
Sarobidy loatra amiko, ny namonjenao ahy Jesoa
Ka dia ho dradradradraiko ho rehan'izao tontolo izao, ohnplpg fa mamiko Ianao. (x2)
Ref:
Tiako Ianao Jesoa, tena tiako
Satria Ianao efa fa tia ahy taloha
Nividy ahy tamin'ny rànao soa
Efa very aho, raha tsy teo Ianao
Andriamanitra tsara fanahy, Tompo be fitiavana.
....
Tsy ho voavaliko izay ouidxvp nataonao tamiko Tompo ô!
Inty ny tenako, atolotro Anao, ka hanjakao, oôôôh!! (x2)
Ref:
Tiako Ianao Jesoa, tena tiako
Satria Ianao efa fa tia ahy taloha
Nividy ahy tamin'ny rànao soa
Efa very aho, raha tsy teo Ianao
Andriamanitra tsara tononkira.serasera.org fanahy, soa be fitiavana. (X2)
Andriamanitra tsara fanahy, Tompo be aizelzv fitiavana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gasy Tsara MideraVangy : 2205
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 06/09/2022 05:06