Andao hiaraka aminay (Gasy Tsara Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao hiaraka aminay e, andao hiaraka aminay
Hanompo an’I Jesoa he ia
Andao hiaraka aminay, andao hiaraka aminay
Hanao ny asan’ny Ray he ia
bevp Refrain Tsy mba maty antoka e, tsy mba maty antoka e
Tsy mba maty antoka e, ny mpanara-dia ny Tompo
Tsy mba maty antoka e, tsy mba maty antoka e
Fa mandova ny lanitra e

Aza misalasala he ia

Hitory ny Filazantsara he ia
REFRAIN x 2
Feon-kira
Andao hifampitantana e, hifampitantana a
Hiara-dalana e, hiara-dalana a
Samy Zanak’Andriamanitra e, isika rehetra a
Ho any an-danitra e, no tarigetra eeeee
raxj tononkira.serasera.org REFRAIN x2
(Tsy mba maty antoka e, tsy mba maty antoka e, Fa mandova ny scqdmyp ny lanitra e) x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gasy Tsara MideraHits : 875
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 20/03/2025 13:38