Mila miambina (Gasy Tsara Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..
Variana bé ity...
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakan'ny lanitra anie efa akaiky eh...
1-Efa miseho daholo, izao rehetr ' izao..
Nefa toa tsy taitra akory ianao...
Tsy taitra akory ianao...
Mila miambina anie oah...(2 fois)
Mila vavaka mafonja....(2fois)
Mila miambina anie oah...(2 fois)
Mila vavaka mafonja
Raha ho any an-danitra eeehh
Ref: Eh odlmc eh eh, inona Ary ity?..
Variana bé ity...
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakan'ny lanitra anie efa akaiky eh...
2-Aza varimbariana ami-fiainana mandalô
Ny Tompontsika anie saropiarô
Tsy azo hafangarô..
Mila miambina anie oah..(2)
Mila vavaka mafonja....(2)
Mila miambina anie oah...(2)
Mila vavaka mafonja
Raha ho any yjbr an-danitra ehhh....
Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..
Variana bé ity...
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakan'ny lanitra anie efa akaiky eh...
tukxzidi
Variana bé ity...
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakan'ny lanitra anie efa akaiky eh...
1-Efa miseho daholo, izao rehetr ' izao..
Nefa toa tsy taitra akory ianao...
Tsy taitra akory ianao...
Mila miambina anie oah...(2 fois)
Mila vavaka mafonja....(2fois)
Mila miambina anie oah...(2 fois)
Mila vavaka mafonja
Raha ho any an-danitra eeehh
Ref: Eh odlmc eh eh, inona Ary ity?..
Variana bé ity...
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakan'ny lanitra anie efa akaiky eh...
2-Aza varimbariana ami-fiainana mandalô
Ny Tompontsika anie saropiarô
Tsy azo hafangarô..
Mila miambina anie oah..(2)
Mila vavaka mafonja....(2)
Mila miambina anie oah...(2)
Mila vavaka mafonja
Raha ho any yjbr an-danitra ehhh....
Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..
Variana bé ity...
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakan'ny lanitra anie efa akaiky eh...
tukxzidi
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gasy Tsara MideraHits : 1189
Likes : 1 Like
Created by : Steevio
Date : 07/06/2024 13:23
