Andao hiaraka aminay (Gasy Tsara Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao hiaraka aminay e, andao hiaraka aminay
Hanompo an’I Jesoa he ia
Andao hiaraka aminay, andao hiaraka aminay
Hanao ny asan’ny Ray he ia
Refrain Tsy mba tononkira.serasera.org maty antoka e, tsy mba maty antoka e
Tsy mba maty antoka e, ny mpanara-dia ny Tompo
rsmqt Tsy mba maty antoka e, tsy mba maty antoka e
Fa mandova ny lanitra e

Aza misalasala he ia

Hitory ny Filazantsara he ia
twpqcl REFRAIN x 2
Feon-kira
Andao hifampitantana e, hifampitantana a
Hiara-dalana e, hiara-dalana a
Samy Zanak’Andriamanitra e, isika rehetra a
Ho any an-danitra e, no tarigetra eeeee
REFRAIN x2
(Tsy mba maty antoka e, tsy mba maty antoka e, Fa mandova ny ny vbksb lanitra e) x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gasy Tsara MideraVangy : 956
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 20/03/2025 13:38