Andao hiaraka aminay (Gasy Tsara Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao hiaraka aminay e, andao hiaraka aminay
Hanompo an’I Jesoa he ia
Andao hiaraka whkvffbd aminay, andao hiaraka aminay
Hanao ny asan’ny Ray he ia
Refrain Tsy mba maty antoka e, tsy mba maty antoka e
tononkira.serasera.org Tsy mba maty antoka e, ny mpanara-dia ny Tompo
Tsy mba maty antoka e, tsy mba maty antoka e
bjxgej Fa mandova ny lanitra e
Andao hiaraka aminay e, andao hiaraka aminay
Aza misalasala he ia
Andao hiaraka aminay, andao hiaraka aminay
Hitory ny Filazantsara he ia
REFRAIN x 2
Feon-kira
Andao hifampitantana e, hifampitantana a
Hiara-dalana e, hiara-dalana a
Samy Zanak’Andriamanitra jveyn e, isika rehetra a
Ho any an-danitra e, no tarigetra eeeee
REFRAIN x2
(Tsy mba maty antoka e, tsy mba maty antoka e, Fa mandova ny ny lanitra e) x2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Gasy Tsara MideraVisites : 879
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 20/03/2025 13:38