Andao hiaraka aminay (Gasy Tsara Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao hiaraka aminay e, andao hiaraka aminay
Hanompo an’I Jesoa he ia
Andao hiaraka aminay, andao hiaraka aminay tononkira.serasera.org
Hanao ny asan’ny Ray he ia
Refrain Tsy mba maty antoka e, tsy mba maty antoka e
Tsy mba maty antoka e, ny mpanara-dia ny Tompo
vpzc Tsy mba maty antoka e, tsy mba maty antoka e
oypitiu Fa mandova ny lanitra e
Andao hiaraka aminay e, andao hiaraka aminay
Aza misalasala he ia
Andao hiaraka aminay, andao hiaraka aminay
Hitory ny Filazantsara he ia
REFRAIN x 2
Feon-kira
Andao hifampitantana e, hifampitantana a
Hiara-dalana e, hiara-dalana a
Samy Zanak’Andriamanitra mkrwn e, isika rehetra a
Ho any an-danitra e, no tarigetra eeeee
REFRAIN x2
(Tsy mba maty antoka e, tsy mba maty antoka e, Fa mandova ny ny lanitra e) x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gasy Tsara MideraHits : 955
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 20/03/2025 13:38