NY FANJAKANY (Fy Rasolofoniaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako ny mavpyyo fo mifoha tsy matory intsony
Hitako ixxgdrv ny fanahy fa mahalala ny tononkira.serasera.org malalany
Ny linejtqu fanjakany ho tonga ety an-tany
Toy ny any an-danitra any, feno fahazavana
Ny fanasina natsatso ahita indray ny tsiro
Ho feno solika indray ny fitoeran-jiro
Ny fanjakany ho tonga ety an-tany

Afo, afo izaho sy ianao, no fahazavan'izao tontolo izao (x4)

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Fy RasolofoniainaVangy : 2895
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nyaroandriamihajarivo
Daty : 28/10/2019 17:10