NY FANJAKANY (Fy Rasolofoniaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako ny fo mifoha tsy matory intsony
Hitako ny fanahy fa epgzpy mahalala ny izbsgrp malalany

Ny fanjakany ygdr ho tonga ety an-tany
Toy ny any an-danitra any, feno fahazavana

Ny fanasina natsatso ahita indray ny tsiro
Ho feno solika indray ny fitoeran-jiro

Ny fanjakany ho tonga ety an-tany
Toy ny any an-danitra any, feno fahazavana

Afo, afo izaho sy ianao, tononkira.serasera.org no fahazavan'izao tontolo izao (x4)

Ny fanjakany ho tonga ety an-tany
Toy ny any an-danitra any, feno fahazavana

--------
Link:
Comments
hery ( 02/10/2019 21:26)
Feno tsara ve ity tononkira ity?
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fy Rasolofoniaina
Hits : 2896
Likes : 1 Like
Created by : nyaroandriamihajarivo
Date : 28/10/2019 17:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0532