Asandratro ny Anaranao (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotrakin'ny ota aho Tompo o
Nefa Ianao tononkira.serasera.org tsy mba nahafoy ahy
Rendrarendra rest sy rpudurhs loto nameno ahy
Saingy Ianao tsy nanary ahy
Nitsinjo maui Ianao, nampahery
Nandrava ireo sento niainako
Ref : Ka asandratro ny Anaranao
Deraiko sy ankalazaiko isan'andro izao
Nohon'ny fitiavanao no naha toy izao ahy
Ka isaorako Ianao
Nanehoanao fitiavana aho Ray o
Novonjenao tamin'ny adalana
Notahianao ny fiainako rehetra
Ka hidera Anao mandrakizay aho
Ref : ------
Nefa Ianao tononkira.serasera.org tsy mba nahafoy ahy
Rendrarendra rest sy rpudurhs loto nameno ahy
Saingy Ianao tsy nanary ahy
Nitsinjo maui Ianao, nampahery
Nandrava ireo sento niainako
Ref : Ka asandratro ny Anaranao
Deraiko sy ankalazaiko isan'andro izao
Nohon'ny fitiavanao no naha toy izao ahy
Ka isaorako Ianao
Nanehoanao fitiavana aho Ray o
Novonjenao tamin'ny adalana
Notahianao ny fiainako rehetra
Ka hidera Anao mandrakizay aho
Ref : ------
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FiFa GroupeVangy : 724
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mabel
Daty : 16/05/2023 09:43
