Jesosy Vahaolana (FiFa Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mimenomenona avokoa ireo olo-jiaby e
Tsy hahita 'ty vahaolana ety an-tany e
Fahantrana marobe no miandry an'ireo
Raha tsy miankina amin'ny Jesosy vahaolana e

Ref : Miomana ianao handray Azy
Miomana soa ho fefika any aoriana

Jesosy irery ihany anie "ty vahaolana e
Azonao antoka e, ny hiafaranao
Raha mandray an'i Jesosy vahaolana e

Ref :

Miomana, miomana
Miomana, miomana ianao

Ref :
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FiFa Groupe
Vangy : 157
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mabel
Daty : 16/05/2023 09:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1743