Ao amin’i Jesoa (FiFa Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no misy tononkira.serasera.org ny fifaliana e, raha mbola eto an-tany
Ao amin’i Jesoa, Ao amin’i Jesoa
Aiza no misy ny fiadanana e, raha mbola eto an-tany
Ao amin’i Jesoa, Ao amin’i Jesoa

Ka miambena ary soa tara
Hevero izay hiafaranao
Mandrosoa amin’ny fifaliana
Tandremo ianao sao variana e

Aiza no misy ny fitahiana e, raha mbola eto an-tany
Ao amin’i Jesoa, Ao amin’i Jesoa
Aiza no misy ny famonjena e, raha mbola eto an-tany
Ao amin’i Jesoa, Ao amin’i Jesoa

Ka mihevera ary soa tara
Efa miandry ny Tompo hikarakra e
Izy efa nampanatena anao
Fa ny lanitra no lovanao

Aiza no misy ny fahasambarana e, raha mbola eto an-tany
Ao amin’i Jesoa, Ao amin’i Jesoa
Aiza no phvlcr misy ny fanafahana e, raha mbola eto an-tany
Ao amin’i Jesoa, Ao amin’i Jesoa

Ao ukaqee amin’i Jesoa ihany raha mbola eto an-tany
Ao amin’i Jesoa ihany, hatrany iehekz an-danitra any

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FiFa Groupe
Vangy : 709
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mabel
Daty : 16/05/2023 09:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0522