Asandratro ny Anaranao (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotrakin'ny ota aho Tompo o
Nefa Ianao tsy mba nahafoy ahy
Rendrarendra sy loto nameno ahy
Saingy Ianao tsy nanary ahy
Nitsinjo Ianao, cdjeyl nampahery
Nandrava ireo sento niainako
Ref : tononkira.serasera.org Ka asandratro ny Anaranao
Deraiko sy ankalazaiko isan'andro izao
Nohon'ny fitiavanao no naha toy qywgmaq izao ahy
Ka isaorako Ianao
Nanehoanao fitiavana aho Ray o
Novonjenao tamin'ny adalana
Notahianao ny fiainako rehetra
Ka hidera rsnb Anao mandrakizay aho
Ref : ------
Nefa Ianao tsy mba nahafoy ahy
Rendrarendra sy loto nameno ahy
Saingy Ianao tsy nanary ahy
Nitsinjo Ianao, cdjeyl nampahery
Nandrava ireo sento niainako
Ref : tononkira.serasera.org Ka asandratro ny Anaranao
Deraiko sy ankalazaiko isan'andro izao
Nohon'ny fitiavanao no naha toy qywgmaq izao ahy
Ka isaorako Ianao
Nanehoanao fitiavana aho Ray o
Novonjenao tamin'ny adalana
Notahianao ny fiainako rehetra
Ka hidera rsnb Anao mandrakizay aho
Ref : ------
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FiFa GroupeVisites : 723
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mabel
Date : 16/05/2023 09:43
