Asandratro ny Anaranao (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotrakin'ny ota aho Tompo o
Nefa Ianao tsy mba nahafoy ahy
Rendrarendra sy loto nameno ahy
Saingy Ianao tsy nanary ahy
Nitsinjo Ianao, nampahery
Nandrava ireo sento niainako
Ref : Ka asandratro ny Anaranao
Deraiko tononkira.serasera.org sy ankalazaiko isan'andro wwybqi izao
Nohon'ny fitiavanao no naha toy izao ahy
Ka isaorako Ianao
Nanehoanao fitiavana aho Ray o
Novonjenao lfxexp tamin'ny adalana
Notahianao ny fiainako rehetra
Ka hidera Anao ckujtm mandrakizay aho
Ref : ------
Nefa Ianao tsy mba nahafoy ahy
Rendrarendra sy loto nameno ahy
Saingy Ianao tsy nanary ahy
Nitsinjo Ianao, nampahery
Nandrava ireo sento niainako
Ref : Ka asandratro ny Anaranao
Deraiko tononkira.serasera.org sy ankalazaiko isan'andro wwybqi izao
Nohon'ny fitiavanao no naha toy izao ahy
Ka isaorako Ianao
Nanehoanao fitiavana aho Ray o
Novonjenao lfxexp tamin'ny adalana
Notahianao ny fiainako rehetra
Ka hidera Anao ckujtm mandrakizay aho
Ref : ------
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FiFa GroupeHits : 722
Likes : 0 Like
Created by : Mabel
Date : 16/05/2023 09:43
