Raiso ilay Fitiavany (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso ny fitiavany
Ny fitiavany, izay natolony ho tononkira.serasera.org anao
Ianao ilay saika very, nomeny anao
Nomeny anao izay tianao
Nomeny anao, fnanbkt Ilay smuhxjir fianam-baovao
Ref: Mbola saofgmm ho sahinao ve ny handa hoe "TSIA"
Ka mbola hanombo Azy indray fanindroany
Raiso Izy anio
Raiso ny Fitiavany
Efa natolony ho anao ilay Rany
Efa nafohiny ho anao, ny zanany lahy
Nandatsa-dra, maty ho anao
Ref: Mbola ho sahinao ve ny handa hoe"TSIA"

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FiFa GroupeHits : 1669
Likes : 1 Like
Created by : Mabel
Date : 23/07/2015 17:22