Asandratro Avo (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Asandratro avo ny anaranao
Fa mendrika ho deraina Ianao
Anao ny fanjakana (fahefana), ety an-tany
Hatrany an-danitra any
Misy qpwldde hery vaovao izay manjaka ato anatiko ato
Fanahy Masina izay navelany ho ahy
Mpanjaka Izy, sy mahery
Hankalazaiko ianao ry Jesosy
Ref :...
Na nryvcud ho tononkira.serasera.org misitery amiko aza bgcaifdk izao fiainana izao
Ny finoako dia tsy miova fa ao Aminao
Fa sambatra aho, tena sambatra aho
Fa mbola eo Ianao, tsy mba mandao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FiFa GroupeVangy : 1183
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mabel
Daty : 16/05/2023 09:47