Asandratro Avo (FiFa Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Asandratro avo ny anaranao
Fa mendrika ho deraina Ianao
Anao ny fanjakana (fahefana), ety an-tany
Hatrany an-danitra any
Misy hery vaovao izay manjaka ato anatiko ato
Fanahy Masina izay navelany ho ahy
Mpanjaka Izy, sy mahery
Hankalazaiko ianao ry Jesosy
Ref tononkira.serasera.org :...
Na ho misitery amiko aza izao fiainana kwzblvm izao
Ny finoako dia tsy miova fa ao Aminao
Fa xspd sambatra aho, tena sambatra aho
Fa mbola eo Ianao, tsy mba mandao
ilylrbx
Fa mendrika ho deraina Ianao
Anao ny fanjakana (fahefana), ety an-tany
Hatrany an-danitra any
Misy hery vaovao izay manjaka ato anatiko ato
Fanahy Masina izay navelany ho ahy
Mpanjaka Izy, sy mahery
Hankalazaiko ianao ry Jesosy
Ref tononkira.serasera.org :...
Na ho misitery amiko aza izao fiainana kwzblvm izao
Ny finoako dia tsy miova fa ao Aminao
Fa xspd sambatra aho, tena sambatra aho
Fa mbola eo Ianao, tsy mba mandao
ilylrbx
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FiFa GroupeHits : 1058
Likes : 0 Like
Created by : Mabel
Date : 16/05/2023 09:47
