Asandratro Avo (FiFa Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Asandratro avo ny anaranao
Fa mendrika ho deraina Ianao
Anao ny tqydmu fanjakana (fahefana), ety an-tany
Hatrany an-danitra any
Misy hery vaovao izay manjaka ato anatiko ato
Fanahy Masina izay navelany ho ahy
Mpanjaka tononkira.serasera.org Izy, sy mahery
Hankalazaiko ianao emvu ry Jesosy
Ref :...
Na ho misitery amiko aza izao fiainana izao
Ny finoako dia tsy miova fa ao Aminao
Fa hivuh sambatra aho, tena sambatra aho
Fa mbola eo Ianao, tsy mba mandao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FiFa Groupe
Visites : 1182
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mabel
Date : 16/05/2023 09:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1085