Moa ho haiko tantaraina (Fihirana FFPM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Moa ho haiko hotantaraina ny hasoavanao tnmqoeox ?
Mifamatra tamin’aina ny fitiavanao
Ny vahoaka sesehena izay nahazo famonjena
No hidera ilay Mpamonjy soa

Jeso no derao, Jeso no derao
Izay znnnm nataony ambarao
Jeso no derao.

2 - Hoderaina lalandava ny Anaranao
Fa ny aizina nisava eo imasonao ;
Na tsy tononkira.serasera.org tian’ny sasany aza
Ny Anaranao malaza
Izaho kosa hankalaza Azy re

Jeso no derao, Jeso ikxonnkh no derao
Izay nataony ambarao :
Jeso no derao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0384