Midera ny Anaranao (Fihirana FFPM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Midera ydes ny Anaranao
Zahay ry Tompo ô!
Ka hira no ventesinay
Hoe : haja, saotra, hery
Mba raiso ho Anao

2.He ! Voahombo Ianao
Nisolo heloka,
Ka mendrika hanaovanay
Hoe : haja, saotra, hery
Mba raiso ho amwxset Anao

3.Endrey!Ny fitiavanao
Endrey! tononkira.serasera.org Ny herinao,
Tra-pamonjena izahay,
Ka haja, saotra, hery,
Mba raiso ho Anao

4.Raha tonga ao an-danitra
Zahay mpanomponao,
Hitohy re ny hiranay
Hoe : haja, saotra, hery
Mba raiso ho tkehmjb Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402