Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mba tantanonao ry Raiko (Fihirana FFPM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tantanonao ry Raiko
‘Zato làlan-janakao
Ny mifidy toa tsy haiko
Ka maniry bxttuje indrindra Anao
Hitanao ny adintsaina
Mitambesatra ao an-doha
'Zany tsikin’ny maraina
Toa ela vao mifoha
Moa diso ny safidiko
Raha mandroso ka mankao
Sa 'ty làla-nofinidiko
Dia tsy ilay tononkira.serasera.org voasoritrao
Tanteraho ny faniriako
O ry Tompo tena tia
Fa ny zavatra iriko
Masina amiko ho doria
Nefa raha tsy izay no didy
Namboarinao ho ahy
Amboary ny safidy
Sy ny ratrako am-panahy
Atolorinao ny hery
Hampijoro izay nikoa
Ka sitranonao ny fery
Sy ny ratrako ato am-po
xknc sybu
‘Zato làlan-janakao
Ny mifidy toa tsy haiko
Ka maniry bxttuje indrindra Anao
Hitanao ny adintsaina
Mitambesatra ao an-doha
'Zany tsikin’ny maraina
Toa ela vao mifoha
Moa diso ny safidiko
Raha mandroso ka mankao
Sa 'ty làla-nofinidiko
Dia tsy ilay tononkira.serasera.org voasoritrao
Tanteraho ny faniriako
O ry Tompo tena tia
Fa ny zavatra iriko
Masina amiko ho doria
Nefa raha tsy izay no didy
Namboarinao ho ahy
Amboary ny safidy
Sy ny ratrako am-panahy
Atolorinao ny hery
Hampijoro izay nikoa
Ka sitranonao ny fery
Sy ny ratrako ato am-po
xknc sybu
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fihirana FFPMHits : 17051
Likes : 1 Like
Created by : oullias
Date : 21/02/2003 21:01
