Vita izao ny fandresena (Fihirana FFPM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Vita izao ny fandresena
Haleloia!
Jeso Kristy no hobiana,
Haleloia!
Azo re ny dpoju famonjena
Haleloia!
Verinay tary Edena
Haleloia!
2 Ka tononkira.serasera.org izao dia arahabaina
Haleloia!
'Lay Mpanjakanay hajaina
Haleloia!
Ka na zovy mitaraina
Haleloia!
Misy vonjy azo maina
Haleloia!
3 Betlehema jwosyu niandohana
Haleloia! Kalvary niafarana
Haleloia!
Fasana tsy ipgugd nahatana
Haleloia!
Toro teo 'lay menarana
Haleloia!
4 Saro-bidy anie ny rany!
Haleloia!
Ny fitiavany tsy lany,
Haleloia!
Ny fatoranay vahany,
Haleloia!
Ka hobianareo, ry tany.
Haleloia!
Haleloia!
Jeso Kristy no hobiana,
Haleloia!
Azo re ny dpoju famonjena
Haleloia!
Verinay tary Edena
Haleloia!
2 Ka tononkira.serasera.org izao dia arahabaina
Haleloia!
'Lay Mpanjakanay hajaina
Haleloia!
Ka na zovy mitaraina
Haleloia!
Misy vonjy azo maina
Haleloia!
3 Betlehema jwosyu niandohana
Haleloia! Kalvary niafarana
Haleloia!
Fasana tsy ipgugd nahatana
Haleloia!
Toro teo 'lay menarana
Haleloia!
4 Saro-bidy anie ny rany!
Haleloia!
Ny fitiavany tsy lany,
Haleloia!
Ny fatoranay vahany,
Haleloia!
Ka hobianareo, ry tany.
Haleloia!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fihirana FFPMVangy : 2656
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 16/04/2016 21:26
