Jesoa Fitiavana (Fihirana FFPM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny adin-tsaina
Vao mba mahatsiaro anao ry Tompo
Menatra aho tsy sahy mitaraina
Ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
No nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidiana lafo
Tamin’ ny Ranao ny tenako
Jesoa Malalako! tafio ny herinao
Hahaizako mandresy ny diurib fakam-panahy
He, tsinontsinona izao tontolo izao
Fa fanimbana tena, vrbkcx saina znmsedvg sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo anilanao anie ny tononkira.serasera.org foko
Fa eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo no mahatsara ahy, Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352