Jesoa Fitiavana (Fihirana FFPM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny adin-tsaina
Vao mba mahatsiaro effkic anao ry Tompo
Menatra aho tsy sahy mitaraina
Ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
No nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidiana lafo
Tamin’ ny Ranao tononkira.serasera.org ny tenako
Jesoa Malalako! tafio mlbng ny herinao
Hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao tontolo izao
Fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo anilanao anie ny dadoh foko
Fa eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo no mahatsara ahy, Jesoa
Vao mba mahatsiaro effkic anao ry Tompo
Menatra aho tsy sahy mitaraina
Ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
No nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidiana lafo
Tamin’ ny Ranao tononkira.serasera.org ny tenako
Jesoa Malalako! tafio mlbng ny herinao
Hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao tontolo izao
Fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo anilanao anie ny dadoh foko
Fa eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo no mahatsara ahy, Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fihirana FFPMVangy : 4545
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : landyi
Daty : 15/05/2014 09:58
