Jesoa Fitiavana (Fihirana FFPM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa trotraky ny adin-tsaina
Vao mba mahatsiaro anao ry Tompo
Menatra tononkira.serasera.org aho tsy sahy mitaraina
Ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
No nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidiana lafo
Tamin’ ny Ranao ny tenako
Jesoa Malalako! tafio ny herinao
Hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao jknfobvq tontolo izao
Fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo bcoeriym givqqfc anilanao anie ny foko
Fa eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo no mahatsara ahy, Jesoa
Vao mba mahatsiaro anao ry Tompo
Menatra tononkira.serasera.org aho tsy sahy mitaraina
Ry Jesoa Fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
No nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidiana lafo
Tamin’ ny Ranao ny tenako
Jesoa Malalako! tafio ny herinao
Hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He, tsinontsinona izao jknfobvq tontolo izao
Fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo bcoeriym givqqfc anilanao anie ny foko
Fa eo anilanao tsy misy ny toloko
Eo no mahatsara ahy, Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fihirana FFPMHits : 4544
Likes : 0 Like
Created by : landyi
Date : 15/05/2014 09:58
