Avia ry vazatany ô! (Fihirana FFPM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia ry vazatany ô!
Sy mponina tononkira.serasera.org ao an-danitra,
Miraisa feo ka mihirà,
ny fanavotan-dehibe
’Zay amonjena marobe,
Dia vita re ka miderà
Avia yffagb ry fiangonana ô!
Mba asandrato re ny feo
midera ny mpanavotra
na aty an-efitra aza izao
Hirao am-pandehanana
Ny hira soan’i vrwbrxod Ziona
Avia ry voavonjy ô!
Ka mifalia avokoa
Fa af-doza hianareo
Miraisa feo ka mihirà
Derao derao fa mendrika
Ilay nanavotra anareo
Avia ry olom-bery ô!
Izay mandre ny teny soa
Hoe:"Manantona Ahy izao"
Anio ny Tompo mba fidio.
Ny fitiavany valio
Ny fiderany koa zilzvu hirao
Sy mponina tononkira.serasera.org ao an-danitra,
Miraisa feo ka mihirà,
ny fanavotan-dehibe
’Zay amonjena marobe,
Dia vita re ka miderà
Avia yffagb ry fiangonana ô!
Mba asandrato re ny feo
midera ny mpanavotra
na aty an-efitra aza izao
Hirao am-pandehanana
Ny hira soan’i vrwbrxod Ziona
Avia ry voavonjy ô!
Ka mifalia avokoa
Fa af-doza hianareo
Miraisa feo ka mihirà
Derao derao fa mendrika
Ilay nanavotra anareo
Avia ry olom-bery ô!
Izay mandre ny teny soa
Hoe:"Manantona Ahy izao"
Anio ny Tompo mba fidio.
Ny fitiavany valio
Ny fiderany koa zilzvu hirao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fihirana FFPMVangy : 5774
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ranonne
Daty : 12/03/2008 14:35
