Haleloia (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 tononkira.serasera.org Andriamanitro ianao ihany no ho deraina
Andriamanitro ianao ihany no hankalazaina
Fifalian'ny foko no manandratra anao
Na hariva na maraina na tpxiniao koa antoandro(*2)
Ka mba raiso re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao
Refrain :
Haleloia (asandratray)
Haleloia (haleloia)
Haleloia (ho anao ry Ray)
Haleloia (mandrakizay)
Ho anao mandrakizay
Hidera an'i Jehovah (raha mbola miaina jkkfr koa)
Hidera an'Andriamanitro aho(raha mbola velona koa)
Ankalaza qfsxeb (ny anarany)
Anambara (fahasoavany)
Sy hitory (ny hatsarany)
Tsy hanampahatam-perana
Ka mba raiso re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao
Refrain : Haleloia...
Andriamanitro ianao ihany no hankalazaina
Fifalian'ny foko no manandratra anao
Na hariva na maraina na tpxiniao koa antoandro(*2)
Ka mba raiso re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao
Refrain :
Haleloia (asandratray)
Haleloia (haleloia)
Haleloia (ho anao ry Ray)
Haleloia (mandrakizay)
Ho anao mandrakizay
Hidera an'i Jehovah (raha mbola miaina jkkfr koa)
Hidera an'Andriamanitro aho(raha mbola velona koa)
Ankalaza qfsxeb (ny anarany)
Anambara (fahasoavany)
Sy hitory (ny hatsarany)
Tsy hanampahatam-perana
Ka mba raiso re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao
Refrain : Haleloia...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)Vangy : 469
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zaraina
Daty : 09/06/2025 17:50
