miderà sy mankalazà (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 raha mandinika ny lanitra aho
Dia mahatsapa fa avo indrindra Andriamanitra
Raha manatrika ny tavany aho
Tena potika sy raraka
Satria nofo aman-drà
Tsy mendrika, Olombelona bé ahiahy
Réf: ka miderà sy mankalazà
Mihira wvodm fihiram-baovao ho anni Jéhovah
Satria lehibe ny asany
Tsy takatry ny saina ny zava-bitany...
2 raha mandinika ny vuki tenako aho
Zava-boahary manan-danja eo anatrehany
Na Dia manao ny tsy fanao
Tsy navelanao ho very mandrakizay
Satria nofo aman-drà
Tsy mendrika nghkns Olombelona be ahiahy
Réf : ka tononkira.serasera.org miderà sy mankalazà...
Andriamanitra mitoetra eo ambonin'ny fiderana
Dindin-kazo manim-pofona ho Zay ny fankalazana
Réf : ka miderà sy mankalazà....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)Vangy : 439
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zaraina
Daty : 18/12/2024 07:26