Haleloia (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Andriamanitro ianao ihany no djvq ho deraina
Andriamanitro ianao ihany no hankalazaina
Fifalian'ny foko no manandratra anao
Na hariva na tononkira.serasera.org maraina na koa antoandro(*2)

Ka mba raiso re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao

Refrain :
Haleloia geibnyqh (asandratray)
Haleloia (haleloia)
Haleloia (ho anao ry Ray)
Haleloia (mandrakizay)
Ho anao mandrakizay

Hidera an'i Jehovah (raha mbola miaina koa)
Hidera an'Andriamanitro aho(raha mbola velona koa)
Ankalaza (ny anarany)
Anambara (fahasoavany)
Sy hitory (ny hatsarany)
Tsy hanampahatam-perana

Ka mba raiso cciqv re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao

Refrain : Haleloia...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)
Visites : 468
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zaraina
Date : 09/06/2025 17:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365