Haleloia (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Andriamanitro ianao ihany no ho deraina
Andriamanitro ianao ihany upmuo zjqbp no hankalazaina
Fifalian'ny foko no manandratra anao
Na hariva na maraina na koa antoandro(*2)
Ka mba raiso re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao
Refrain :
Haleloia (asandratray)
Haleloia (haleloia)
Haleloia (ho anao ry Ray)
Haleloia (mandrakizay)
Ho anao mandrakizay
Hidera an'i Jehovah (raha mbola miaina koa)
Hidera an'Andriamanitro aho(raha mbola velona tononkira.serasera.org koa)
Ankalaza (ny anarany)
Anambara (fahasoavany)
Sy hitory (ny hatsarany)
Tsy gnvsrugv hanampahatam-perana
Ka mba raiso re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao
Refrain : Haleloia...
Andriamanitro ianao ihany upmuo zjqbp no hankalazaina
Fifalian'ny foko no manandratra anao
Na hariva na maraina na koa antoandro(*2)
Ka mba raiso re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao
Refrain :
Haleloia (asandratray)
Haleloia (haleloia)
Haleloia (ho anao ry Ray)
Haleloia (mandrakizay)
Ho anao mandrakizay
Hidera an'i Jehovah (raha mbola miaina koa)
Hidera an'Andriamanitro aho(raha mbola velona tononkira.serasera.org koa)
Ankalaza (ny anarany)
Anambara (fahasoavany)
Sy hitory (ny hatsarany)
Tsy gnvsrugv hanampahatam-perana
Ka mba raiso re
Izao hira izao
Fanandratana ny voninahitrao
Refrain : Haleloia...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)Hits : 470
Likes : 1 Like
Created by : Zaraina
Date : 09/06/2025 17:50
