tsapako ny hatsaranao (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Izao no azoko lazaina
na ny alina na ny maraina
Dia miaina orzdax amin'ny famindrapoNao aho
ka na ho mafy na ho mora
ny segondra sy ny minitra
iantsoko Anao foana
satria
Ref : tsapako hatramin ' izao
ny hatsaranao
Fitarainako, fiainako Ianao
Jesosy o
tsapako cims izaho rehefa eo ianao
tsy tononkira.serasera.org mandao ka tony aho
2 raha ny fiainako taloha
Very aho, raha toa tsy teo Ianao xrxus e
Ka ny foko no omeko, izao dia izao
Koa raha mbola omenao ahy
Ny fotoana sy ny minitra
Izarako ny hatsaranao
Satria
Ref : ....
na ny alina na ny maraina
Dia miaina orzdax amin'ny famindrapoNao aho
ka na ho mafy na ho mora
ny segondra sy ny minitra
iantsoko Anao foana
satria
Ref : tsapako hatramin ' izao
ny hatsaranao
Fitarainako, fiainako Ianao
Jesosy o
tsapako cims izaho rehefa eo ianao
tsy tononkira.serasera.org mandao ka tony aho
2 raha ny fiainako taloha
Very aho, raha toa tsy teo Ianao xrxus e
Ka ny foko no omeko, izao dia izao
Koa raha mbola omenao ahy
Ny fotoana sy ny minitra
Izarako ny hatsaranao
Satria
Ref : ....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)Vangy : 26
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zaraina
Daty : 18/10/2026 08:51
