Matokia (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mandalo ady sarotra eny ianao
Mafy koa ny sedra izay lalovanao
Matokia fa ny yfhltb Tompo tsy mandao
Na hahafoy anao amin'ny adinao
F'Izy Tompo manome ny toky ho anao
Ny amin'izay mafy mety ho sedrainao
Mahereza mitrakà hatrany hatrany
Fa izay no fiainana an-tany
Ref: Ento eo Aminy ny enta-mavesatrao,
f'Izy hanamaivana anao
pretfznc K' Aza mba misalasala mivonona ianao
Handray Azy ho Tompo sy Mpamonjinao
Sokafy ho Azy ny varavaran'ny fonao
lesne tononkira.serasera.org Fa ho hitanao ny voninahiny
Mety ho kivy na ho ketraka ianao
Ny amin'izay mafy mety ho sedrainao
Ny mamoy fo fadio, tsy azo atao
Ndrao ho neninao ao am-parany ao
Mitodia amin'ilay Mpamonjy anao
F'Izy ihany re no vahaolana
Matokia fa ny Tompo miandry anao
Miandry anao hanokatra ny fonao
Mafy koa ny sedra izay lalovanao
Matokia fa ny yfhltb Tompo tsy mandao
Na hahafoy anao amin'ny adinao
F'Izy Tompo manome ny toky ho anao
Ny amin'izay mafy mety ho sedrainao
Mahereza mitrakà hatrany hatrany
Fa izay no fiainana an-tany
Ref: Ento eo Aminy ny enta-mavesatrao,
f'Izy hanamaivana anao
pretfznc K' Aza mba misalasala mivonona ianao
Handray Azy ho Tompo sy Mpamonjinao
Sokafy ho Azy ny varavaran'ny fonao
lesne tononkira.serasera.org Fa ho hitanao ny voninahiny
Mety ho kivy na ho ketraka ianao
Ny amin'izay mafy mety ho sedrainao
Ny mamoy fo fadio, tsy azo atao
Ndrao ho neninao ao am-parany ao
Mitodia amin'ilay Mpamonjy anao
F'Izy ihany re no vahaolana
Matokia fa ny Tompo miandry anao
Miandry anao hanokatra ny fonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroVangy : 269
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Yohannes
Daty : 08/04/2025 12:10
