Ny antsonao (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fandaniam-potoana akory ny fanompoako Anao
Tsy hebohebo sanatria ny fiderako Anao
Fa faniriana ny hitoetra amin'ilay fiainam-baovao
Izay llqucxtm natokanao ho anay.
(Solo-Duo)
Ref: Ianao Jehovah Tompo (Ianao)
No niantso ahy hanompo(No niantso anay)
tononkira.serasera.org Ka raiso fgnm re ny saotra atolotray Anao(Ka raiso re ho Anao)
Raiso re, na tsy mendrika he! Ny voninahitra anananao
Eny, vokatry ny fo tokoa.
Tsy ho reraka izahay ny hitory ilay fitiavanao
Maro ireo mampahory, Aronay Ianao
Fa faniriana ny hitoetra klek amin'ilay fiainam-baovao
Izay natokanao ho anay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroVangy : 355
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Yohannes
Daty : 08/04/2025 11:58