Miomana (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny fiainana ety an-tany
Mety ho faly mety ho tomany
Tsy ho fantatrao ny andro sisa
Ka miomana sao ilant hanenina
Ref: Jesoa nampianatra, (Jesoa) fitiavana
Ho ahy sy tononkira.serasera.org ianao (ho antsika izao)
Fa mpianany fa mpianany
Raha mifankatia
Ny fotoana dia manam-petra(ny ety)
Mbola rava ny mjof voahary rehetra
Isika anie mety ho levona ihany
Fa ho aiza bewioewt ny fanahy
Mety ho faly mety ho tomany
Tsy ho fantatrao ny andro sisa
Ka miomana sao ilant hanenina
Ref: Jesoa nampianatra, (Jesoa) fitiavana
Ho ahy sy tononkira.serasera.org ianao (ho antsika izao)
Fa mpianany fa mpianany
Raha mifankatia
Ny fotoana dia manam-petra(ny ety)
Mbola rava ny mjof voahary rehetra
Isika anie mety ho levona ihany
Fa ho aiza bewioewt ny fanahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroVangy : 338
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Yohannes
Daty : 08/04/2025 12:14
