Matokia (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mandalo ady sarotra eny ianao
Mafy koa ny sedra izay lalovanao
Matokia fa ny Tompo tsy mandao
Na hahafoy anao amin'ny adinao
F'Izy Tompo manome ny tononkira.serasera.org toky ho anao
Ny amin'izay mafy mety cozr ho sedrainao
Mahereza mitrakà hatrany hatrany
Fa izay no fiainana an-tany
Ref: Ento eo Aminy ny enta-mavesatrao,
f'Izy hanamaivana anao
scdn K' Aza mba misalasala mivonona ianao
Handray Azy ho Tompo sy Mpamonjinao
Sokafy ho Azy ny varavaran'ny fonao
Fa ho hitanao ny voninahiny
Mety ho kivy na ho ketraka ianao
Ny amin'izay mafy mety ho sedrainao
Ny mamoy fo fadio, tsy azo atao
Ndrao ho neninao ao am-parany ao
Mitodia amin'ilay Mpamonjy anao
F'Izy ihany re no vahaolana
Matokia fa ny Tompo miandry anao
Miandry anao asdkptf hanokatra ny fonao
Mafy koa ny sedra izay lalovanao
Matokia fa ny Tompo tsy mandao
Na hahafoy anao amin'ny adinao
F'Izy Tompo manome ny tononkira.serasera.org toky ho anao
Ny amin'izay mafy mety cozr ho sedrainao
Mahereza mitrakà hatrany hatrany
Fa izay no fiainana an-tany
Ref: Ento eo Aminy ny enta-mavesatrao,
f'Izy hanamaivana anao
scdn K' Aza mba misalasala mivonona ianao
Handray Azy ho Tompo sy Mpamonjinao
Sokafy ho Azy ny varavaran'ny fonao
Fa ho hitanao ny voninahiny
Mety ho kivy na ho ketraka ianao
Ny amin'izay mafy mety ho sedrainao
Ny mamoy fo fadio, tsy azo atao
Ndrao ho neninao ao am-parany ao
Mitodia amin'ilay Mpamonjy anao
F'Izy ihany re no vahaolana
Matokia fa ny Tompo miandry anao
Miandry anao asdkptf hanokatra ny fonao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny Fiderana Apu AmbatomaroHits : 268
Likes : 0 Like
Created by : Yohannes
Date : 08/04/2025 12:10
