Ho avy Izy (Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza variana amin'ny rendra sy qrqahg adalàna
Sy miaina ny ditran'ny hatanoràna
Hevero ihany ny hizoran'ny fanahy
Mba handova ilay fiainana mandrakizay

Ref: Ho avy ny Tompo hitsara ahy sy ianao
    tononkira.serasera.org     Hitsara ny soa sy ny ota izay natao
     vuugscb    Ny be fahotana amin'ny afobe mamaivay
        Tsy vrryc misy corruption fa dia bye bye

Sokafy ny varavaran'ny fonao
Mba hanjakan'ilay fiainana vaovao
Ny Tompo no miantso anio ka mba valio
Hanova ny ratsy ho fiainana vaovao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny Fiderana Apu Ambatomaro
Visites : 305
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Yohannes
Date : 08/04/2025 12:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359