Renao ve? (Feon'Kalvary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renao ve ny Tompo mandom-baravarana, miangavy aminao
Maniry ny hiara-mitoetra aminao anio, ka vohay ny fonao
Aza mangatak’andro hiandry ampitso xzhdkk lava fa atolory Azy
Ny momba anao rehetra fa tsy hanenenanao amin’ny andronao rehetra ho avy

Ny otanao ario, ny ratsy re mba fadio
Ialao dieny izao
Reo adalana taloha ilaozy tononkira.serasera.org fa tsy mahasoa
Ndrao hahavery anao
Ilay Tompo no efa niantso anao anio, henoy ny feony ka raiso Izy  

Te hitantana anao, hiara-dalana koa
Hamaha ireo fatorana mangeja, manjoa
Miankina ianao eo an-tratrany
Azo antoka ny fiainanao any am-parany

Renao ve ny Tompo mandom-baravarana, miangavy aminao
Maniry ny hiara-mitoetra aminao anio, qpymey ka vohay ny fonao
Aza mangatak’andro hiandry ampitso lava fa atolory Azy
Ny momba anao rehetra fa tsy hanenenanao amin’ny andronao rehetra ho avy

Ny gynpgt Tompo anie tia anao, eo foana Izy fa tsy mandao
Tsy mba manary fa ianao no nania, naditra sy naniasia
Tsy nahatsiaro Azy

Ilay Tompo no efa niantso anao anio, henoy ny feony ka raiso Izy  x2

Te hitantana anao, hiara-dalana koa
Hamaha ireo fatorana mangeja, manjoa
Miankina ianao eo an-tratrany
Azo antoka ny fiainanao any am-parany

Renao ve ny Tompo mandom-baravarana, miangavy aminao
Maniry ny hiara-mitoetra aminao anio, ka vohay ny fonao
Aza mangatak’andro hiandry ampitso lava fa atolory Azy
Ny momba anao rehetra fa tsy hanenenanao amin’ny andronao rehetra ho avy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'Kalvary
Vangy : 916
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 02/12/2020 10:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285