KELY SISA (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kely sisa
Ry mpanompo izay nania
Mandeha mankaiza izato dia
Toa variana sy sondriana amin’ny asa izay atao
Aoka izay tononkira.serasera.org ny sitrapo, atodiho ny masonao
Fa ny Tompo efa uqtakfef sasa-miandry tongava malaky ianao
Efa tonga ny fotoana areheto ny solikao
Segondra sisa no rtlqmkrx eo anoloana
Dia hifarana izao rehetra izao
Koa herezo re ny dia fa miandry Tomponao
Hafaingano , o avia , moa efa vonona ve ianao
Efa kely sisa re dia ho avy Tomponao
Ka handray ireo izay nanao sy nankato ny tsara tety
F’ireo izay manamafy fo, mbola hanenina tokoa
F’ilay mfap andro hiaviny indray tsy hisy ny famindram-po
Efa tonga ny fotoana areheto ny solikao
Segondra sisa no eo anoloana

(A.C Andrianavalona Hobisoa)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'KalvaryVangy : 1199
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 08/12/2020 15:40