Tompo ô, aiza ianao (Feon' ny Fahazavana Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gvkemni Ny ranomasina ufqpbrcp nanontaniako
tao anaty ala notadiaviko
tao anaty aizina no niantsoako
Tompo ô, aiza hsjngi ianao
Mitady anao, miantso anao Tompo ô
miandrandra mangataka aminao aho
hanafaka tononkira.serasera.org anie ny hadisoako
higoka izany hasambarana
Bitsio mangina ato am-poko
f’izay tinendrinao no lalako
ô mitady anao aho ambarao é
Tompo ô aiza ianao
Réf...
tao anaty ala notadiaviko
tao anaty aizina no niantsoako
Tompo ô, aiza hsjngi ianao
Mitady anao, miantso anao Tompo ô
miandrandra mangataka aminao aho
hanafaka tononkira.serasera.org anie ny hadisoako
higoka izany hasambarana
Bitsio mangina ato am-poko
f’izay tinendrinao no lalako
ô mitady anao aho ambarao é
Tompo ô aiza ianao
Réf...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon' ny Fahazavana ToamasinaVangy : 3079
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/03/2008 14:01
