Tompo ô, aiza ianao (Feon' ny Fahazavana Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
iuiuedch Ny ranomasina nanontaniako
tao anaty ala notadiaviko
tao anaty aizina no niantsoako
Tompo ô, aiza ianao

Mitady anao, miantso anao Tompo ô
miandrandra mangataka aminao aho
hanafaka anie ny hadisoako
higoka izany hasambarana

Bitsio mangina tononkira.serasera.org ato am-poko
f’izay tinendrinao no lalako
ô lwqes mitady anao aho ambarao frdon é
Tompo ô aiza ianao

Réf...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon' ny Fahazavana Toamasina
Visites : 2976
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 12/03/2008 14:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1386