Tompo ô, aiza ianao (Feon' ny Fahazavana Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rcwqb Ny ranomasina nanontaniako
tao anaty ala notadiaviko
tao cqgbesln anaty aizina no niantsoako
Tompo ô, aiza ianao
Mitady anao, miantso anao Tompo ô
miandrandra mangataka tononkira.serasera.org aminao aho
hanafaka anie ny hadisoako
higoka izany hasambarana
Bitsio mangina ato am-poko
f’izay tinendrinao no lalako
ô mitady anao aho ambarao kyhu é
Tompo ô aiza ianao
Réf...
tao anaty ala notadiaviko
tao cqgbesln anaty aizina no niantsoako
Tompo ô, aiza ianao
Mitady anao, miantso anao Tompo ô
miandrandra mangataka tononkira.serasera.org aminao aho
hanafaka anie ny hadisoako
higoka izany hasambarana
Bitsio mangina ato am-poko
f’izay tinendrinao no lalako
ô mitady anao aho ambarao kyhu é
Tompo ô aiza ianao
Réf...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon' ny Fahazavana ToamasinaHits : 3080
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/03/2008 14:01
