Ampidiro aloha ny tenimiafina
PAKA NY ANDRO (Feon' ny Fahazavana Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa andro paka tokoa ny andro
andro fifaliana manandanja
andro fifaliana fihobiana
f’izay mpanenjika resy tononkira.serasera.org no hangiana
Ny Tompontsika no indro nitsangana
naharesy ny fahafatesana am-pasana
fa Aleloia Aleloia hôzana
dera lkzcg laza ho fiderana Amen
Fa indro ny Tompo nandresy tokoa
fa fiainam-baovao ho ahy sy ho anao
tanteraka ny famonjena
fa saha Edena vaovao no ho fonenanay
Fa Paka mendrika tokoa ity Paka ity
ka rariny raha atao fahatsiarovana
ny rà sy vatanao irery ihany Kristy
dia ampy hahasitrana ny fanahiko
Fa fitoriana an-kira no byiycrvn ventesinay
mba ho fifonana ktosrxw ataonay ho anao ry Ray
fa ny zava-drehetra no tanterakao
ny fahotany nodiovin’ilay zanakao
Réf...
andro fifaliana manandanja
andro fifaliana fihobiana
f’izay mpanenjika resy tononkira.serasera.org no hangiana
Ny Tompontsika no indro nitsangana
naharesy ny fahafatesana am-pasana
fa Aleloia Aleloia hôzana
dera lkzcg laza ho fiderana Amen
Fa indro ny Tompo nandresy tokoa
fa fiainam-baovao ho ahy sy ho anao
tanteraka ny famonjena
fa saha Edena vaovao no ho fonenanay
Fa Paka mendrika tokoa ity Paka ity
ka rariny raha atao fahatsiarovana
ny rà sy vatanao irery ihany Kristy
dia ampy hahasitrana ny fanahiko
Fa fitoriana an-kira no byiycrvn ventesinay
mba ho fifonana ktosrxw ataonay ho anao ry Ray
fa ny zava-drehetra no tanterakao
ny fahotany nodiovin’ilay zanakao
Réf...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon' ny Fahazavana ToamasinaVangy : 2625
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/03/2008 05:35
