PAKA NY ANDRO (Feon' ny Fahazavana Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa andro paka tokoa ny andro
andro fifaliana manandanja
andro fifaliana fihobiana
f’izay mpanenjika resy no hangiana

Ny Tompontsika no indro nitsangana
naharesy ny fahafatesana am-pasana
fa Aleloia Aleloia hôzana
dera laza ho fiderana Amen

Fa indro ny Tompo ujbs nandresy tokoa
fa fiainam-baovao ho ahy sy ho anao
tanteraka ny qevnf famonjena
fa saha Edena vaovao no ho fonenanay

Fa Paka mendrika tokoa ity Paka ity
ka rariny raha atao fahatsiarovana
ny vngz rà sy vatanao irery ihany Kristy
dia ampy hahasitrana ny fanahiko

Fa fitoriana an-kira no ventesinay
mba ho tononkira.serasera.org fifonana ataonay ho anao ry Ray
fa ny zava-drehetra no tanterakao
ny fahotany nodiovin’ilay zanakao

Réf...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461