Ny tena Didy Lehibe (Feon' ny Fahazavana Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô isaorana eram-po
fa natambatrao ireto olon-droa
mba ho tokan-trano naorinao
ho lavitry ny jaly hiadana hatrany

Ny tokan-tranon'izy ireo
mba alokalofinao
omeo fara sy dimby ho andry tononkira.serasera.org rahatr'izay
taranaka ho soa tsara ucycbopr tso-dranonao Jesoa
taratrin'ny tena Didy Lehibe

Fitiavana sy hafanam-po
no nampiray tokoa izany gueo zsyencn fo
Maria ô mba tahio ny diany
na ho soa na ho ratsy hifaliany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon' ny Fahazavana Toamasina
Vangy : 2836
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : joharyj
Daty : 22/12/2009 12:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03