Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny tena Didy Lehibe (Feon' ny Fahazavana Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô isaorana haxm eram-po
fa natambatrao ireto olon-droa
mba ho tokan-trano naorinao
ho lavitry ny jaly hiadana hatrany
Ny tokan-tranon'izy ireo
mba rhcwh alokalofinao
omeo fara sy dimby ho andry rahatr'izay
taranaka ho soa tsara tso-dranonao Jesoa
taratrin'ny tena Didy Lehibe
Fitiavana sy hafanam-po
no nampiray blgbj tokoa izany fo
Maria ô mba tahio ny tononkira.serasera.org diany
na ho soa na ho ratsy hifaliany
fa natambatrao ireto olon-droa
mba ho tokan-trano naorinao
ho lavitry ny jaly hiadana hatrany
Ny tokan-tranon'izy ireo
mba rhcwh alokalofinao
omeo fara sy dimby ho andry rahatr'izay
taranaka ho soa tsara tso-dranonao Jesoa
taratrin'ny tena Didy Lehibe
Fitiavana sy hafanam-po
no nampiray blgbj tokoa izany fo
Maria ô mba tahio ny tononkira.serasera.org diany
na ho soa na ho ratsy hifaliany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon' ny Fahazavana ToamasinaVisites : 2788
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : joharyj
Date : 22/12/2009 12:50
