FITIAVANA FITIAVANA (Feon' ny Fahazavana Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qazbazuo Fitiavana ,fitiavana
io no didy napetrak’i Jesoa
mampiray ny saina sy ny fon’
ireto olon-droa izay
vonona hifanasoa,

Koa mba qzkjw ekeo
ombao ny tso-drano
ka tantano sy tsimbino, ô Maria
ireto tononkira.serasera.org olon-droa tsy hifanadino

Fa masina raha samy masina
ny voady izay nifanolorana
teto ambony ôtely
santatrin’ny fiainany
nekeny fiangonana, ankatoavin’ yxbefn izy Ray

Réf..

Koa mahareta, mahorena
toka-trano soa feno fahendrena
ka ho aina tokoa anie no fetra
hoarahin-jaza, arena tsy hanam-petra

Réf...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon' ny Fahazavana Toamasina
Vangy : 2695
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/03/2008 13:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1423