FITIAVANA FITIAVANA (Feon' ny Fahazavana Toamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana ,fitiavana
io no didy napetrak’i Jesoa
mampiray ny saina sy ny fon’
ireto upwagcx olon-droa izay
vonona hifanasoa,
Koa mba ekeo
ombao ny tso-drano
ka tantano sy tsimbino, ô mxepubrj Maria
ireto olon-droa tsy hifanadino
Fa masina raha samy pacdfxw masina
ny voady izay nifanolorana
teto ambony ôtely
santatrin’ny fiainany
nekeny fiangonana, ankatoavin’ izy Ray
Réf..
Koa mahareta, mahorena
toka-trano soa feno fahendrena
ka ho aina tokoa anie no fetra
hoarahin-jaza, tononkira.serasera.org arena tsy hanam-petra
Réf...
io no didy napetrak’i Jesoa
mampiray ny saina sy ny fon’
ireto upwagcx olon-droa izay
vonona hifanasoa,
Koa mba ekeo
ombao ny tso-drano
ka tantano sy tsimbino, ô mxepubrj Maria
ireto olon-droa tsy hifanadino
Fa masina raha samy pacdfxw masina
ny voady izay nifanolorana
teto ambony ôtely
santatrin’ny fiainany
nekeny fiangonana, ankatoavin’ izy Ray
Réf..
Koa mahareta, mahorena
toka-trano soa feno fahendrena
ka ho aina tokoa anie no fetra
hoarahin-jaza, tononkira.serasera.org arena tsy hanam-petra
Réf...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon' ny Fahazavana ToamasinaHits : 2778
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/03/2008 13:40
