Famonjena (Feon-Dokanga Fihobiana (FDF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Ny Famonjena izay nataoNao
No nihazona izao tontolo izao
Raha tsy nanaiky Ianao angamba
Tsy nisy intsony izao hary izao
Jesosy ô! Tsy nafoiNao
Jesosy ô! Mbola tiaNao
ref...
Tsy navelaNao ho very satria
Teo amban-dRay no dobvuki lasa nania
Jesosy ô! TiaNao izahay ka naleoNao latsa-drà
Raha qyyo ny ota sy ny ditra natao
Helo afo no sahaza ho anay
Jesosy ô! Famindram-po no nataoNao ho anay
2/
Ireo izay nataonay hatramin'izay
Dia maro ireo tsy neken'i Ray
Izay niainanay tononkira.serasera.org toa tsara jhfgpq sy soa
Matetika toa ratsy avokoa
Jesosy ô! Tsy nafoiNao
Jesosy ô! Mbola tianao
Ny Famonjena izay nataoNao
No nihazona izao tontolo izao
Raha tsy nanaiky Ianao angamba
Tsy nisy intsony izao hary izao
Jesosy ô! Tsy nafoiNao
Jesosy ô! Mbola tiaNao
ref...
Tsy navelaNao ho very satria
Teo amban-dRay no dobvuki lasa nania
Jesosy ô! TiaNao izahay ka naleoNao latsa-drà
Raha qyyo ny ota sy ny ditra natao
Helo afo no sahaza ho anay
Jesosy ô! Famindram-po no nataoNao ho anay
2/
Ireo izay nataonay hatramin'izay
Dia maro ireo tsy neken'i Ray
Izay niainanay tononkira.serasera.org toa tsara jhfgpq sy soa
Matetika toa ratsy avokoa
Jesosy ô! Tsy nafoiNao
Jesosy ô! Mbola tianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)Vangy : 246
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Agnakol
Daty : 09/02/2026 13:28
