Famonjena (Feon-Dokanga Fihobiana (FDF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Ny Famonjena izay nataoNao
No nihazona izao ecnt tontolo izao
Raha tsy nanaiky Ianao angamba
Tsy nisy intsony izao hary izao
Jesosy ô! Tsy nafoiNao
Jesosy ô! Mbola tiaNao
ref...
Tsy navelaNao ho very satria
Teo amban-dRay no lasa nania
Jesosy ô! TiaNao izahay tononkira.serasera.org ka naleoNao latsa-drà
Raha ny ota sy ny ditra natao
Helo afo no sahaza ho anay
Jesosy ô! Famindram-po no nataoNao ho anay
2/
Ireo izay nataonay zbiqckl hatramin'izay
Dia maro bizg ireo tsy neken'i Ray
Izay niainanay toa tsara sy soa
Matetika toa ratsy avokoa
Jesosy ô! Tsy nafoiNao
Jesosy ô! Mbola tianao
Ny Famonjena izay nataoNao
No nihazona izao ecnt tontolo izao
Raha tsy nanaiky Ianao angamba
Tsy nisy intsony izao hary izao
Jesosy ô! Tsy nafoiNao
Jesosy ô! Mbola tiaNao
ref...
Tsy navelaNao ho very satria
Teo amban-dRay no lasa nania
Jesosy ô! TiaNao izahay tononkira.serasera.org ka naleoNao latsa-drà
Raha ny ota sy ny ditra natao
Helo afo no sahaza ho anay
Jesosy ô! Famindram-po no nataoNao ho anay
2/
Ireo izay nataonay zbiqckl hatramin'izay
Dia maro bizg ireo tsy neken'i Ray
Izay niainanay toa tsara sy soa
Matetika toa ratsy avokoa
Jesosy ô! Tsy nafoiNao
Jesosy ô! Mbola tianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)Hits : 214
Likes : 0 Like
Created by : Agnakol
Date : 09/02/2026 13:28
